Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Toko faha-4

26 Ary hoy koa izy: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray mamafy voa amin'ny tany, 27 ka izy matory sy mahatsiaro isan'alina sy isan'andro, ary ny voa mitsimoka sy mitombo, nefa tsy fantany izay faniriny; 28 fa mahavokatra ho azy ny tany, ka tahony no voalohany, dia salohiny no manarakaraka, vao ventim-bary amin'ny salohiny no farany. 29 Ary rahefa vokatra dia jinjana miaraka amin'izay, satria tonga ny taom-pijinjana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0548