Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka
Marka toko 5, 19
<19fa tsy navelany izy, fa hoy izy taminy: Andeha ihany mody any an-tranonao any amin'ny havanao ka lazao aminy izay zava-dehibe nataon'ny Tompo taminao sy ny namindràny fo taminao. >