Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-11
23
Ary hianao, ry Kafarnaoma, hasandratra hatrany an-danitra va hianao? Hietry hatrany amin'ny afobe hianao, fa raha tany Sodoma no natao ny fahagagana natao tao aminao, dia mbola ho nitsangan-ko tanàna mandraka androany izy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0127