Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 11, 28-30
<28Mankanesa atý amiko hianareo rehetra izay mitondra fahoriana sy mavesatra entana, fa hanamaivana anareo aho.
29Ento ny jiogako, ary mianara amiko, fa malemy fanahy sy manetry tena ao am-po aho, dia hahita fiadanana ho an'ny fanahinareo hianareo;
30fa mora entina ny jiogako, ary maivana ny entako. >