Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 13, 23
<23Fa ilay nafafy tamin'ny tany lonaka kosa no izay mandre ny teny ka mahalala azy; dia mamoa, ny sasany avo zato heny, ny sasany enim-polo, ary ny sasany telo-polo heny. >