Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-13

44 Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny rakitra nafenina tany an-tsaha, izay hitan'olona ka nafeniny tao ihany aloha; dia lasa tamin-karavoana izy nivarotra izay rehetra mety ho fananany, ary nividy io saha io.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0314