Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 18, 18
<18Lazaiko marina aminareo fa na inona na inona hofehezinareo etý ambonin'ny tany dia ho voafehy any an-danitra; ary na na inona na inona hovahanareo etý ambonin'ny tany dia ho voavaha any an-danitra. >