Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-22

16 Dia naniraka ny mpianany niaraka tamin'ny Herodiana ho any aminy izy ireo nanao hoe: Ry Mpampianatra ô, fantatray fa marina hianao, ary mampianatra ny lalàn'Andriamanitra araka ny marina, ka tsy mampaninona anao ny olona; satria tsy mizaha tavan'olona hianao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0524