Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-3
11
Izaho dia manao batemy anareo amin'ny rano, ho amin'ny fibebahana; fa ilay ho avy aoriako no mahery kokoa noho izaho, ary tsy mendrika hivimbina ny kapany akory aho; izy no hanao batemy anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo;
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0095