Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-4
24
Dia niely eran'i Siria manontolo ny lazany, ka nentin'ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon'ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin'ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0137