Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 8, 11
<11Ary izany koa no ilazako aminareo fa maro ny avy any atsinanana sy avy any andrefana no hipetraka hiara-mihinana amin'ny fihinanam-be miaraka amin'i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba any amin'ny fanjakan'ny lanitra, >