Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-8
11
Ary izany koa no ilazako aminareo fa maro ny avy any atsinanana sy avy any andrefana no hipetraka hiara-mihinana amin'ny fihinanam-be miaraka amin'i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba any amin'ny fanjakan'ny lanitra,
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0091