Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-8

4 Ary hoy Jesoa taminy: Tandremo, aza milaza na amin'iza na amin'iza, fa mandehana miseho amin'ny mpisorona, ary atolory ny fanatitra didian'i Moizy haterina mba ho vavolombelon'ny fahasitrananao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0366