Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-8
9
Fa na dia olom-pehezina aza aho, mba mifehy miaramila ihany koa, ka raha lazaiko amin'ny iray hoe: Andeha hianao, dia mandeha izy; ary amin'ny anankiray: Ataovy izao, dia manao izy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0098