Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-9
36
Onena izy nahita ireto vahoaka be nijaly sy nafoy toy ny ondry tsy misy mpiandry.
37
Dia hoy izy tamin'ny mpianany: ny vary hojinjaina be, fa ny mpijinja no vitsy;
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0104