Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 9, 9
<9Ary nony niala teo Jesoa dia nahita lehilahy anankiray atao hoe Matio, nipetraka teo am-pamorian-ketra, ka hoy izy taminy: Andeha hanaraka ahy hianao. Dia nitsangana izy ka nanaraka azy. >