Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'ny Mpitoriteny

Mpitoriteny toko 11, 9-10.12

       <9Ry zatovo, mifalia dieny mbola tanora hianao;
aoka hahazo firavoravoana amin'ny fonao hianao amin'ny andron'ny fahatanoranao!
Mandehana any amin'izay làlan'ny fonao, sy arak'izay fijerin'ny masonao.
Fantaro anefa fa izany rehetra izany
dia hiantsoan'Andriamanitra anao hotsaraina.
       10Esory ao am-ponao ny alahelo,
ary alaviro ny vatanao ny ratsy,
samy zava-poana ny hatanorana amam-pahamaitsovolo. >