Bokin'ny Mpitsara

Toko faha-4

5 Teo ambanin'ny rofian'i Deborà, anelanelan'i Ramà sy Betela, amin'ny tendrombohitr'i Efraima, no nipetrahany hitsara; niakatra ny zanak'Israely nanatona azy hotsaraina.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0156