Bokin'i Nehemia
Toko faha-9
6
Fa hianao irery, dia hianao ry Iaveh, no nanao ny lanitra, ny lanitry ny lanitra, mbamin'ny tafika rehetra eo aminy, ny tany mbamin'izay rehetra eo aminy. Hianao no manome aina an'izany rehetra izany; ary mitsaoka anao ny tafiky ny lanitra.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0076