Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Voalohan'i Md. Piera

1 Piera toko 2, 9-10
<9Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, vahoaka navotana, mba hitorianareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala tamin'ny aizina, ho amin'ny fahazavany mahagaga: 10dia hianareo izay tsy vahoakany akory taloha, fa efa vahoakan'izy Andriamanitra kosa ankehitriny, ary tsy nahazo famindram-po koa taloha, fa efa nahazo ny famindram-pony kosa ankehitriny. >