Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana
Romana toko 11, 22
<22Koa fantaro àry fa sady mora fo Andriamanitra no saro-po koa: saro-po amin'izay lavo izy, fa mora foa aminao kosa, raha maharitra amin'ny hamoram-pony hianao; fa raha tsy izany dia hotapahina koa hianao. >