Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana
Romana toko 11, 13-15
<13Aminareo jentily no itenenako: amin'ny maha-Apostolin'ny jentily ahy, dia manome voninahitra ny fandraharahana nomena ahy aho,
14mba hahavelom-pialonana an'ireo tapako, ka hamonjy ny sasany amin'izy ireo, raha azo atao.
15Raha ny fanariana azy àry no fampihavanana an'izao tontolo izao, hanao ahoana kosa ny fandraisana azy: tsy ho fitsanganana amin'ny maty va? >