Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana

Romana toko 12, 1
Samia masina sy miasa, araka ny fanomezam-pahasoavana azony avy - Fifankatiavana - Fihavanana amin'ny olona rehetra.

       1Koa mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, samia re manolotra ny tenanareo amin'izy Tompo, ho sorona velona, masina, ankasitrahany; fa izany no fanompoam-panahy mety hataonareo aminy. >