Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana
Toko faha-12
3 Noho ny fahasoavana nomena ahy, dia izao no lazaiko aminareo tsirairay avy: Aza mihevi-tena mihoatra noho ny mety, fa samia mahalala ny antonona azy, araka ny anjara finoana nomen'Andriamanitra azy avy.