Taratasin'i Md. Paoly Ho An'ny Romana
Toko faha-13
11 Ary amin'izao indrindra no ilàna izany, satria fantatsika ny andro, fa fotoana tokony hifohazantsika amin'ny fatoriana izao, fa ankehitriny akaiky antsika ny famonjena fa tsy tahaka ny fony isika vao nino.