Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana

Romana toko 15, 1
Tokony handefitra amin'ny malemy, toraka ny nataon'ny Kristy - Ny antony nanoratan'i Paoly ho an'ny Romana - Ny niasany tao amin'ny jentily.

       1Isika izay matanjaka dia tokony handefitra ny fahalemen'izay osa, fa tsy hanao izay mahafaly ny tenantsika fotsiny. >