Taratasin'i Md. Paoly Ho An'ny Romana
Toko faha-5
16
Ary tsy mba tahaka izay tonga noho ny anankiray nanota ny fanomezana: satria noho ny ota anankiray no nisian'ny fitsarana ho fanamelohana; fa noho ny fahadisoana maro kosa no nisian'ny fahasoavana ho fanamarinana.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0092