Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana

Toko faha-8

11 Ary raha ny Fanahin'izay nanangana an'i Jesoa tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia izay nanangana an'i Kristy Jesoa koa no hamelona ny vatanareo mety maty, noho ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.076