Bokin'i Rota

Toko voalohany

2 Elimeleka no anaran-dralehilahy io, Noemì no anaran'ny vadiny, ary Mahalòna sy Seljòna no anaran'ny zanany roa lahy. Efrateana avy any Betleema any Jodà izy ireo, ary nankany amin'ny tanin'i Moaba sy nonina tany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087