Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 103, 1-2
Fiderana an'Andriamanitra noho ny hatsaram-pony.

       1Nataon'i Davida.
Misaora an'ny Tompo, ry fanahiko,
ary misaora ny anarany masina, ry ato anatiko rehetra!
       2Misaora an'ny Tompo, ry fanahiko,
ary aza manadino ny soa betsaka avy aminy. >