Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 105, 4-5

       <4Mitadiava an'ny Tompo sy ny heriny,
aza mitsahatra ny mitady ny tavany.
       5Tsarovy ny asa mahagaga nataony,
ny fahagagana amam-pitsarana navoaky ny vavany, >