Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 105, 1
Soa nataon'Andriamanitra tamin'ny vahoaka hebrio hatramin'ny andron'i Abrahama ka hatramin'ny nitoerany tany amin'ny tany nampanantenaina.

       1Mankalazà an'ny Tompo, miantsoa ny anarany;
ampahafantaro eny amin'ny firenena ny asa lehibe nataony. >