Ny Salamo
Salamo toko 117
Aoka hanome voninahitra an'Iaveh ny firenena.
1Miderà an'ny Tompo hianareo, ry firenena rehetra,
mankalazà azy, ry vahoaka rehetra!
2Fa lehibe ny hatsaram-pony amintsika,
ary maharitra mandrakizay ny fahamarinan'ny Tompo.
Aleloia! >