Baiboly.tsy_hita_ny_lahatsoratra
Ny Salamo
Toko faha-130
1 Fihirana fiakarana. Ato am-body hantsana aho no miantso anao, ry Iaveh. Tompo ô, henoy ny feoko;2 aoka ny sofinao anie hihaino ny feon'ny fivavahako.