Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 137, 1-2
Ny alahelon'ny voababo; fanozonana ny fahavalo.

       1Teo amoron'ny onin'i Babilona,
dia nipetraka sy nitomany izahay,
nahatsiaro an'i Siona.
       2Teo amin'ny hazo malahelo eo an-dohasahany,
no nahantonay ny harpanay. >