Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 137, 3

       <3Fa teo izahay dia nangatahan'ireo nitana anay am-pahababoana,
hanao hiram-pivavahana sy hira fiderana;
nangatahin'ireo mpampahory anay hira fifaliana izahay:
Manaova hiran'i Siona ho anay hianareo. >