Ny Salamo

Toko faha-139

14 Midera anao aho, amin'ny nanaovanao ahy ho zava-boahary mahagaga loatra: mahagaga ny asanao, ary mamin'ny fanahiko ny mieky izany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083