Ny Salamo
Salamo toko 145, 1-2
Hira fankalazana ny Mpahary noho ny hery amam-pamindram-pony tsy misy fetra.
1Hira fiderana. Nataon'i Davida.
ALEPH
Sitrako ny mankalaza anao, ry Andriamanitro, Mpanjaka ô,
sy ny misaotra ny anaranao mandrakizay doria.
2BETH
Sitrako ny misaotra anao isan'andro,
sy ny mankalaza ny anaranao mandrakizay doria! >