Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 24, 1-2
Ahoana no fanatonana an'Iaveh?

       1Salamon'i Davida.
An'ny Tompo ny tany, mbamin'izay rehetra ao aminy,
izao tontolo izao mbamin'ny mponina rehetra ao aminy.
       2Fa izy no nanorina azy, tambonin'ny ranomasina;
sy nampitoetra azy tambonin'ny ony. >