Ny Salamo
Toko faha-25
4 DALETH Iaveh ô, ampahafantaro ny làlanao aho; ampianaro ny sakeli-dàlanao aho.5 HE Tariho amin'ny fahamarinanao aho, VAV ary ampianaro, fa Andriamanitry ny famonjeko hianao; hianao no antenaiko mandritra ny andro.
5 HE Tariho amin'ny fahamarinanao aho, VAV ary ampianaro, fa Andriamanitry ny famonjeko hianao; hianao no antenaiko mandritra ny andro.