Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 28, 2,7,8-9,

       <2Henoy ny feon'ny fifonako,
raha mitaraina aminao aho;
raha manandratra ny tànako,
mankany amin'ny fitoeranao masina aho.
       7Iaveh no heriko sy ampingako;
izy no nitokian'ny foko.

Efa voavonjy aho.
Ka misomebin-kafaliana ny foko.
Ka hidera azy amin'ny hirako aho.
       8Iaveh no herin'ny vahoakany,
mandam-pamonjena ho an'ny voahosony izy.
       9Vonjeo ny olonao,
ary tahio ny lovanao!
Hianao anie no ho mpiandry azy sy hitondra azy mandrakizay. >