Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 31, 2-4

       <2Iaveh ô, Hianao no nataoko fialofako;
aoka tsy ho menatra aho na oviana na oviana!
Vonjeo amin'ny fahamarinanao aho.
       3Atongilano amiko ny sofinao; faingàna hamonjy ahy.
Aoka ho vatolampy fiarovana ahy hianao,
ho trano mimanda hahitako famonjena.
       4Fa hianao no vatolampy sy trano mimandako;
ary noho ny anaranao dia hitondra sy hitarika ahy hianao. >