Ny Salamo
Salamo toko 32, 1-2
Ny hasambaran'izay voavela heloka.
1Nataon'i Davida. Fisaintsainana masina.
Sambatra izay voaesotra ny helony,
sy voavela ny fahotany.
2Sambatra ny olona tsy tànan'ny Tompo heloka,
izay tsy misy fitaka ny fanahiny. >