Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 46, 2-3

       <2Andriamanitra no arontsika sy herintsika,
famonjena azo mandrakariva amin'ny fahoriana.
       3Noho izany, tsy manan-tahotra isika, na hikoro aza ny tany,
na hietry any ambany ranomasina aza ny tendrombohitra, >