Ny Salamo
Toko faha-5
5 Fa hianao tsy mba Andriamanitra mankasitraka ny ratsy; ny mpanota tsy afaka hiara-kitoetra aminao.6 Ny adala tsy mety haharitra eo imasonao; ny mpanao ratsy halanao avokoa.
7 Ny mpiteny lainga aringanao; ny mpandatsa-dra amam-pamitaka, halan'ny Tompo.
12 Dia hifaly kosa izay rehetra miantehitra aminao; hafaliana tsy mety tapaka no azy; dia hiaro azy hianao; hibitabitaka amin-kafaliana izay tia ny anaranao.