Ny Salamo
Salamo toko 66, 1-3
Hira fisaorana, aorian'ny fandresena lehibe.
1Ho an'ny mpampianatra hira. Fihirana. Salamo.
2Manaova hobin-kafaliana mankamin'Andriamanitra, ry tany rehetra;
hirao ny voninahitry ny anarany,
ataovy manetriketrika ny fankalazana azy.
3Lazao amin'Andriamanitra hoe: Endrey, mahatahotra ny asanao!
Mikoy anao ny fahavalonao, noho ny fahefanao tsitoha. >