Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 7, 2-3

       <2Iaveh Andriamanitro ô, hianao no itokiako;
vonjeo amin'izay rehetra manenjika ahy aho, ka afaho;
       3fandrao aho dia viravirainy toy ny fanaon'ny liona,
fandrao harapany ny rembiny, tsy misy hanafaka. >