Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 72, 1-2
Fahamarinana, fiadanana, ary fandrosoan'ny fanjakan'ny Mesia.

       1Nataon'i Salomona.
Ry Andriamanitra ô; tolory ny fitsaranao, ny mpanjaka,
ary ny fahamarinanao, ny zanaky ny mpanjaka.
       2Aoka hitondra ny vahoakanao, araka ny rariny,
sy ny mahantranao, araka ny hitsiny! >