Ny Salamo
Salamo toko 90, 3-4
<3Mampanjary ny olombelona ho vovoka hianao,
ka manao hoe: Miverena, ry zanak'olombelona!
4Fa eo imasonao, ny arivo taona,
dia tahaka ny andro omaly, raha mandalo izy,
ary tahaka ny fiambenana iray amin'ny alina. >