Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 93, 1ab,1c-2,5,
Ny fanjakan'Iaveh, Tompo Mpahary izao rehetra izao.

       1Mpanjaka Iaveh, mitafy fiandrianana izy, mitafy Iaveh, misikina hery izy:
ka miorina mafy izao tontolo izao fa tsy mangozohozo.
       2Voatsangana hatry ny fiandohana fahagola, ny fiandriananao,
misy hatramin'ny mandrakizay hianao.
       5Tsy miova ny teny vavolombelonao,
ny fahamasinana no mendrika ny tranonao;
mandritra ny faharetan'ny andro rehetra, ry Iaveh รด! >